|
|
|
|

Teny iditra1 ranomaso afefy heloka
Singan-teny  2rano, 3maso, 4afefy, 5heloka
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony. [1.1]
Tovy hevitra  8ranomaso manentsin-keloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11